MAJOR SHOP.mg

MAJOR SHOP.mg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MAJOR SHOP.mg, Beauty, cosmetic & personal care, Rue Amiral Billard, Toamasina.

vente des produits cosmetics aux meilleurs prix a Madagascar, Distributer agrée des produits

✅VICTORIA ANNA
✅EPHENA BEAUTE,
✅IMPEC,
✅STARPLEX
✅FONEING
✅YOOKIE
✅SKMEI
✅...

05/08/2026

Mahafinaritra mahita ny client afa-po na kalitao na vidiny,
Ianao koa aza misalasala mandroso fa natao ho an'ny daholo be ny tolotra omenay
MAJOR SHOP.mg Antsirabe Avaratsena

Photos from MAJOR SHOP.mg's post 03/08/2026

Manoloana izao voina nahazo ny mpiara mivarotra ao bazary kely Tamatave izao, Miara ory sy mitondra ny teny fankaherezana ho an'ireo rehetra may tsena sy very fananana, Andriamanitra anie hanonitra ny simba rehetra .

Mafy indrindra ary manohina ny fo mahita ny fahavoazana, iaraha mahalala fa mbola tsy nikombona tsara akory ny fery navelan'ny gezanie dia izao indray , maro ireo namana tsy nahatafavoaka ny entany na dia kely akory aza, misy indray ireo mba voatsirambin'ny tanana no lasan'ireo tontakely
Tsy mora ny miatrika izany fa mahereza daholo, mifampitondra ambavaka,

Ny Tompo anie homba antsika mianakavy
Mirary fiarenana haingana tompoko😢

01/08/2026

👉TOUJOURS DISPONIBLE 👍

😍😍😍

01/08/2026

Live Article bébé 🤱

01/08/2026

LIVE SPÉCIAL ARTICLES BÉBÉ ISIKA ANDROANY À 10H AN

MIRARY SOA DAHOLO ARY E

29/07/2026
29/07/2026

MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA NANARAKA NY LIVE TEO

👉ARAHO HATRANY NY PEJY FA HISY NY FAMERENANA ARY MBOLA MARO IREO TOLOTRA AMIN'IZAO VACANCE IZAO

🙏IALANA TSINY NY AM FAHATAMPAHANA FA NISY OLANA
ARA-TEKINIKA KELY ,TOHIZANTSIKA TSY HO ELA....

29/07/2026

Live cartable

29/07/2026

MANOMBOKA ANIO -50% BE IZAO

1-SHAMPOING CAVIAR STARPLEX
1-APRÈS CAVIAR STARPLEX
1-DEODORANT STARPLEX AUX CHOIX
1-DENTIFRICE STARPLEX AUX CHOIX

IZAY REHETRA IZAY RAHA TOKONY 100 000AR DIA LASA 50 000AR FOTSINY

ARARAOTY FA MANDALO NY TOLOTRA

MAJOR SHOP.mg Hôpital kely
ANNA TEK bazar be ex Nova
MAJOR SHOP.mg Bazar be rue Amiral billard

29/07/2026

LIVE CARTABLE ISIKA ANDROANY A 10H
MAJOR SHOP BAZAR BE ,EX STARMAX

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rue Amiral Billard
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00