Assoction des Jeunes Paramédicaux de Vatomandry
Cette pave a été crée pour la solidarité des jeunes Paramédicaux
16/07/2022
Fora zaza faobe teo amin'ny commune urbaine Vatomandry izay niarahana tamin'ny mr le Maire,A.P.M,ary A.J.V
14/07/2022
Mitohy hatrany ny fampianarana vonjy aina miaraka amin'ny A.J.P.V
14/07/2022
Formation secourisme avec le Ministère de la Santé Publique et le Ministère de la Jeunesse et des Sports à Vatomandry avec A.J.P.V
05/07/2022
Fiarahamiasa amin'ny ministère ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ary ny Ministère ny fahasalamana dia hanao fampihofanana vonjy aina zareo ny 14-15 jolay izao ka tongava maro fa misy certificat ho zaraina.
02/07/2022
Mba hita kely ihany kay zaho.
01/07/2022
Fivorina niarahana tamin'ireo fikambanana rehetra misy eto Vatomandry.
28/06/2022
Entretien V.C.F.F
17/06/2022
2022
04/05/2022
Fanatanterahana ny assemblée générale izay natao ny 04 volana May 2022.
03/04/2022
Dimanche 03 Avril 2022:fivoriana fanao isan-kerinandro.
.J.P.V
27/03/2022
Fivoriana vao mamy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Vatomandry
517
