Mes cheveux Curly

Mes cheveux Curly

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mes cheveux Curly, Beauty, cosmetic & personal care, Vohemar.

05/02/2022

Salama oo!!
Hizara astuces kely ho atsika rehetra zah androany an
Zavatra ilaina:
Vahona 1
Tongola be 1
Tongolo Gasy asina 4
Vitamine E 2
Menaka 1 sotrobe tsy mifidy fa zay mahazatra anw ( huile coco, huile olive,.....sns)
Fomba fikarakarana azy
👉 Alaina lay vahona teo tapana 2 de sokirina @ sotro ny Gel ao anatiny de mixena rehefa vita izay dia tatavina @ lamba atao @ boîte n Gel azo
👉 Voasana ny tongolo be sy ny tongolo Gasy de miaraka mixena ary tatavina de harotsaka @ lay Gel ny vahona teo de harotsaka ao koa ny menaka ary vakina vitamine E de harotsaka ao koa ny ranony de arokarohana @ zay mba mifangaro tsara
De ahosotra @ hodi-doha ary hampiarana massage kely alona mandrindra n 1h de temps ( hafaka entina matory) de sasana otrany mahazatra
Tombo-tsoa azo @ fampiasana azy:
Mampaniry volo
Mampijanona vola mihongotra
Manalava volo haingana
Manala angandrano

Nahasoa ahy de mba zaraiko de mba partageo max mb ho hitanireo namanw koa
Mazotoa mikarakara volo fa io ny harena tsika vehivahy ☺️
Zay de mazotoa

Photos from Mes cheveux Curly's post 11/01/2022

My Curly

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Vohemar?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Vohemar