Skip to content
Salons10
Soatsara Sabotsy Namehana

Soatsara Sabotsy Namehana

Logan Square, Logan Square Health/Beauty

Produit de beauté naturel et bio de Sabotsy Namehana

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 10/11/2021

Ny tsara indrindra hatrany
Ireo vokatra 100% Natoraly
-> Natao ho an'izay tsy mahatazona fitadidiana ,very fitadidiana,ary tsy ampy fitadidiana ihany koa
** BON-THE MEMOIRE :vita am baobab,sesam,ronono,soja --- 100g =6000 ar
-> Natao ho an'izay tsy mitombo,tsy mety mahazo aina,marefo , tsy mety ngeza
** BON-GOÛT SOA :vita am akondro,soja ,ronono,blé --- 250g=12000 ar
**LAIT EN POUDRE : manakarena vitamine sy calcium --- 125 g=7000 ar
**SOJA EN POUDRE : fanampitsakafo Tonga lafatra mahasolo manontolo na ampahany ny hena ---100 g = 3500 ar
#
Point de vente : akaiky ny pharmacie ravinala
Afaka manao livraison ihany koa ary mandefa any am faritra
Mp ou 032 42 081 46
:) :)

10/05/2021

Produit mapalava volo aingana be 100%naturel
Mp ze mila
Tsy lafo be

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 09/14/2021

Te hanana volo mandina sy mangirana ve ianao 😱😱
Natao ho anao indrindra ny creme coiffante de Soatsara satria:
👉 manamandina
👉 mampangirana
👉 manalefaka
👉 mampatevina
Koa aza misalasala ary mandefa Mp rah Mahaliana anao izany 👍👍☺
☎0324208146
Manao livraison. Tana a partir de 3000 ar à5000 ar😊
🌉 Mandefa any @ faritra
✅point de vente à coté pharmacie ravinala sabotsy namehana
Prix : 9000 ar

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 09/13/2021

😥😥 Manana olana @ aretin'aty na aretin'koditra sami hafa ve ianao?😳 farasisa ,odipotsy, mony sns
Aza misalasala miresaka mivantana aminay anaty mp ☺ na miantso anay ☎0324208146 fa afaka manampy anao izahay @ ireo vokatra tena 100℅naturel

✅Argile vert. 4000 ar 100g
✅Creme vegetale soacallo 9000ar 100g
✅creme vegetale calophillum 9000 ar 100 ml

⬇point de vente à coté de pharmacie ravinala sabotsy namehana

👉 mandefa faritra rehetra
👉 manao livraison tana

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 09/06/2021

Spray
Manamandina bolo,mampitsahatra NY fihitsanan'ny volo, mitazona boucle na lisse
Misy vitamine E ,huile d'amande douce,eau florale glycerine
Prix: 9000 ar
Contact :0324208146
Afaka manao livraison

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 08/23/2021

GEL DE LIN
Fixateur ana boucle,frisé,lisse ihany koa
Manalava volo,manamandina ny volo
Azo ampiasaina atao apres-shampoing na ampiasaina rehefa avy manao lissage
Azo antoka 100%
Fangarony : gel de lin, vitamine E ary Huile d'amande douce
Afaka manao livraison
Prix 9000 ar
Tel: 034 35 139 31 na mandefa mp

08/17/2021

HUILE D'AMANDE DOUCE
Afaka atao @ zazakely
Atao @ volo : manalefaka volo,mi-hydraté volo
Atao @ vatana : mampamadina ny hoditra
Afaka atao gommage
Produit de Soa Tsara
Azo antoka 100% tsy mandiso fanantenana anao
Afaka manao livraison
Prix : 9000 ar

Photos from Soatsara Sabotsy Namehana's post 08/17/2021

HUILE MOUTARDE
Mampitsiry volo sola,mihintsana,manify,manalava volo
Maro no efa nahazo tombo tsoa t@ produit soa tsara
Azo antoka 100%
Afaka manao livraison manomboka 3000 ar ka hatramin 5000 ar
Contact : 034 35 139 31 ou mp
Prix 9000 ar ( 45 000 fmg)

08/17/2021

Izahay dia mivarotra produit BIO 100%
: manalava volo,mapatevina volo,manala angadrano,mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo na volo miloko na tsia


: mampatavy,manala tavy sy kibo,manampy @ fitadidiana
Azo antoka tsara ary maro no efa afa-po.
Point de vente : Sabotsy Namehana apitan'ny Homeopharma ,akaikin'ny pharmacie Ravinala
Afaka manao livraison ihany koa
Tel: 034 35 139 31
Na afaka mandefa MP

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soatsara Sabotsy Namehana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Logan Square.