Natur'Ally Mdg

Natur'Ally Mdg

Share

Salon et marque de produits clean dédiés aux cheveux texturés, depuis 2016

07/08/2026

𝗧𝗮𝗳𝗮𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹𝗲𝘀 𝗮𝘃𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗯𝗿𝘂𝘀𝗵𝗶𝗻𝗴 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝗵𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝘆.

✅ Izay ny asanay ato amin’ny Natur’Ally : mihaino ny volonareo dia manome izay sakafo ilainy hampahazo aina tsara azy👌

💡Tsy mila rendez-vous ny soin fa tongava avy hatrany.

📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532

🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

06/08/2026

𝗔𝘃𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗯𝗿𝘂𝘀𝗵𝗶𝗻𝗴 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝘁𝗮𝗵𝗼𝘁𝗿𝗮 𝘀𝗮𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹𝗲𝘀 ?

✅ Ento aty amin’ny Natur’Ally fa haintsika ny mamelona an’ny volo avy notsorina tamin’ny appareil chauffant.

👉 Manao brushing ihany koa ny Natur’Ally Mahamasina.

📆 Mivoha ny talata hatramin’ny sabotsy izahay.

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532

🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

05/08/2026

𝗥𝗲𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗯𝗮𝗶𝗻 𝗱'𝗵𝘂𝗶𝗹𝗲 alohan'ny hanasana loha, ilay menaka ahosotra amin'ny tahom-bolo fa tsy ilay fampaniriana ahosotra @ fotony.
𝗩𝗼𝗹𝗼 𝘁𝗼𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗹𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝘀𝘆 𝘁𝘀𝗶𝗮 ?
Arahao ny vidéo 🎥

04/08/2026

Mikarakara volon-dehilahy koa izahay 👌

Tsy mila rendez-vous ny soin, fa afaka tonga avy hatrany.

📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532

🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

FAM by Natur'ally 03/08/2026

𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗕𝗘𝗗𝗬 Ô𝗛 ...

👉 Ianareo ve mahafantatra 𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝗻𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗿𝗲𝘁𝗼𝘂𝗿 𝗮𝘂 𝗻𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝗹, 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘀𝗶𝗻𝘁𝗼𝗻𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼 ?

👉 Na hoe 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗶𝘇𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗮𝘂 𝗻𝗮𝘁𝘂𝗿𝗲𝗹 𝗳𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝘁𝗲 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 ?

👉 Olona manana volo oly na makoa, 𝘁𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗸𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗼𝘃𝗮 𝗹𝗼𝗸𝗼𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗼 matetika ?

👉 𝗡𝗮 𝗵𝗼𝗲 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗶𝗻𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝗼𝗵𝗮𝘁𝗿'𝗶𝘇𝗮𝘆 ?

Arahao ity pejy ity fa mety be ho an'ny vehivavy tia miovaova tête ☺️

Tsy misy bedy fa azo tanterahina izay taovolo tianao, ezahana ho salama foana hatrany 👌

𝗡𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗶𝗸𝗲𝗳𝗮 𝟭𝟬 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆.

💡 Fa mba tsy hampifangaro azy dia sarahantsika pejy roa.

✅ Natur'Ally Mdg ho an'ny mitaiza volo au naturel
✅ FAM by Natur'ally ho an'ireo vehivavy tia miovaova taovolo.

https://www.facebook.com/fambynaturally

FAM by Natur'ally Communauté associée à la marque Tsara Volo (fondée en 2012) et Natur'Ally (lancée en 2016)

03/08/2026

« Lokolokoy ny lanitra tsy hiova 🌈 » 🎶

𝗔𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗸𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝘁𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆, 𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝘆 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆.

Mirary herinandro mibaliaka be ohatran’io volony io ho anareo ☀️

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532

🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

01/08/2026

𝗝𝗘𝗟𝗟𝗬 𝘃𝘀. 𝗚𝗘𝗟𝗘𝗘 𝗱'𝗛𝗜𝗕𝗜𝗦𝗖𝗨𝗦 : inona no maha-samy hafa azy ?
Mbola mitohy androany ny promotion antsika, - 5000 ar daholo ny gels rehetra.

Ho anao misalasala hoe iza amin'izy roa ireto no alaina, dia ity misy fanazavana kely.

𝙉𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙖𝙯𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙨𝙖𝙢𝙮 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙝𝙞𝙗𝙞𝙨𝙘𝙪𝙨, 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙅𝙚𝙡𝙡𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙭𝙩𝙧𝙖𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙜𝙧𝙖𝙞𝙣𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙘𝙝𝙞𝙖 (𝙢𝙪𝙘𝙞𝙡𝙖𝙜𝙚).

Ny Jelly mahavita ny vitan'ny Gelée raha atao kely fatra, fa ny gelée tsy mahavita ny asan'ny Jelly na ampitomboina fatra ary, fa mety somary havesatra indray.
🌺 Gelée Hibiscus: malefaka kokoa ny boucles azo aminy. Mety ho an'ireo te hanao gel nefa tsy hita be hoe manao gel.

🌺🌺🌺 Jelly: miampy ny "brillance" sy ny "fixation". Kely fotsiny dia efa mahazo ilay fixation andrasana. Mateza kokoa ny boucles aminy.

𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀à𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 ?
Mitovy ny vomba fampiasa azy, izy roa samy azo:
👉 ahosotra irery (raha volo efa salama be tsy mila activateur de boucles na tsy faible porosité be)

👉 anaovana scellage: manosotra leave-in crème aloha, dia fafàna ny tanana di amanosotra gel na gelée indray

afangaro amin'ny leave-in Crème. Ny gelée 50% / 50% matetika ny fatra fanao, raha Jelly dia 70% Crème Nuage dia 30% Jelly raha volo faible porosité, raha forte porosité dia 50% Nuage - 50% Jelly, raha tena tsy mitàna boucles ilay volo dia 30% Nuage na Double Crème dia 70% Jelly.

✅ 25 000 Ar ny Jelly 250ml amin'izao promo izao, raha tokony ho 30 000 ar
✅ 15 000 ar ny Gelée Hibiscus recharge 250ml, ary 21 000 ar ny flacon pompe 300ml, raha tokony hoe 20 000 ar sy 26 000 ar.

📩 Ataovy dieny izao ny commande, aterina alatsinainy.

𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐯𝐲 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐭𝐨 ?

Mazomaro ianareo no mametraka io fanontaniana io.

👉 Ankavia: 𝓖𝓮𝓵é𝓮 𝓭'𝓗𝓲𝓫𝓲𝓼𝓬𝓾𝓼 (zoky be efa hatramin'ny 2016)
👉 Ankavanana: 𝓙𝓮𝓵𝓵𝔂 (zandriny vao teraka tamin'ity herinandro ity 😁 )

𝙉𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙤𝙫𝙮 𝙖𝙯𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙨𝙖𝙢𝙮 𝙫𝙞𝙩𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙝𝙞𝙗𝙞𝙨𝙘𝙪𝙨, 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙩𝙤𝙢𝙗𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙅𝙚𝙡𝙡𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙭𝙩𝙧𝙖𝙞𝙩 𝙙𝙚 𝙜𝙧𝙖𝙞𝙣𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙘𝙝𝙞𝙖 (𝙢𝙪𝙘𝙞𝙡𝙖𝙜𝙚).

Ny Jelly mahavita ny vitan'ny Gelée raha atao kely fatra, fa ny gelée tsy mahavita ny asan'ny Jelly na ampitomboina fatra ary, fa mety somary havesatra indray.

🌺 Gelée Hibiscus: malefaka kokoa ny boucles azo aminy. Mety ho an'ireo te hanao gel nefa tsy hita be hoe manao gel.

🌺🌺🌺 Jelly: miampy ny "brillance" sy ny "fixation". Kely fotsiny dia efa mahazo ilay fixation andrasana. Mateza kokoa ny boucles aminy.

𝗔𝗵𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀à𝗻𝗮 𝗮𝘇𝘆 ?

Mitovy ny vomba fampiasa azy, izy roa samy azo:

👉 ahosotra irery (raha volo efa salama be tsy mila activateur de boucles na tsy faible porosité be)
👉 anaovana scellage: manosotra leave-in crème aloha, dia fafàna ny tanana di amanosotra gel na gelée indray
afangaro amin'ny leave-in Crème. Ny gelée 50% / 50% matetika ny fatra fanao, raha Jelly dia 70% Crème Nuage dia 30% Jelly raha volo faible porosité, raha forte porosité dia 50% Nuage - 50% Jelly, raha tena tsy mitàna boucles ilay volo dia 30% Nuage na Double Crème dia 70% Jelly.

𝘐𝘻𝘢 𝘯𝘰 𝘵𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘬𝘰𝘬𝘰𝘢, 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘧𝘢𝘯𝘨𝘢𝘳𝘰 𝘴𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘴𝘰𝘵𝘳𝘢 𝘵𝘴𝘪𝘳𝘢𝘪𝘳𝘢𝘺 ?

31/07/2026

𝟭𝗲𝗿 𝗮𝗼û𝘁 : 𝗳𝗲𝘁𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝘆😉✂️

𝘐𝘭𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘤𝘰𝘶𝘱𝘦 𝘢𝘯𝘪𝘦 𝘵𝘴𝘺 𝘷𝘰𝘢𝘵𝘦𝘳𝘺 𝘩𝘰𝘦 𝘪𝘭𝘢𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘰𝘷𝘢 𝘵ê𝘵𝘦 𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰𝘬𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘯𝘺 𝘦 😅

Indraindray tsy misy mahatsikaritra akory hoe nanapaka ianao.

Ianao tompony mahalala hoe namaranana ilay volo, hanala ny tendrony reradreraka.

👉 𝗔𝗹𝗮𝗶𝘃𝗼 𝗱𝗶𝗲𝗻𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝗱𝗲𝘇-𝘃𝗼𝘂𝘀 𝗰𝗼𝘂𝗽𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼.

Afaka tonga dia manatona koa fa priorisé ny maka rendez-vous.

🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532

🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

31/07/2026

𝗦𝗮𝗱𝘆 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗮𝗵𝗼𝘀𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗻𝘁𝗼𝗹𝗼, 𝗻𝗼 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗮𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝗝𝗘𝗟𝗟𝗬.

👉 25 000 Ar izy androany zoma 31 jolay, sy rahampitso sabotsy 01 aogositra.
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

31/07/2026

☝️ 𝗠𝗲𝘁𝘆 𝗯𝗲 𝗵𝗼 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗶𝗮 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹𝗲𝘀 𝗱é𝗳𝗶𝗻𝗶𝗲𝘀 𝗻𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗲𝗳𝗳𝗲𝘁 𝗰𝗮𝗿𝘁𝗼𝗻 𝗻𝘆 𝗴𝗲𝗹é𝗲 𝗡𝗢 𝗙𝗥𝗜𝗭𝗭.
Volo ondulés sy bouclés (type 2 & 3) no tena fampiasana azy matetika, dia volon'ankizy malefaka kely ireny.

🎁 𝟮𝟯 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 izy androany zoma 30 jolay sy rahampitso sabotsy 01 aogositra, raha tokony ho 28 000 ar, 𝐟𝐥𝐚𝐜𝐨𝐧 𝐩𝐨𝐦𝐩𝐞 𝟑𝟎𝟎𝐦𝐥.

👉 Mandalova aty amin'ny salon maka ny anjaranao na ataovy dieny izao ny commande, aterina rahampitso.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambohibao?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

En Face Agence Jirama
Ambohibao
101

Opening Hours

Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00