Caprice à p'tit prix

Caprice à p'tit prix

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Caprice à p'tit prix, Health/Beauty, Germiston.

09/08/2026

Tapaka fa ato amin'izay, 14.000ar foana ny paire 🥰

09/08/2026

Tapaka ny liventsika fa verenana avy
Aza miala lavitra

09/08/2026

14.000ar ny 3m
Rideau importé 🥰
0385202037 - 0349336119

07/08/2026

Bonjour 🥰
Izay mandefa payment aza adino ny mandefa capture na référence amin'ny Mp an
0385202037
037 30 594 89
Ireo ihany no hanaovana payment an, tsy misy anloatran'ireo
Mercii🤗🥰

06/08/2026

Bonsoir 🥰,miverina disponible ity modèle ity an 🤗
1m50 ny largeur ary 2m10 ny hauteur isaky ny pièce
14.000ar ny paire 🥰
400.000ar ny un carton de 30 paires 🥰
Livraison gratuite ho an'izay maka en carton 💗
0385202037 io ihany no fanaovana payment Mvola ato aminay ankoatran'izay alefanay aminareo any amin'ny Mp 🤗
Alefaso ny jp ary ooh 💗

06/08/2026

Live 1K ity ry zareo an🥹🥰😅
Livraison gratuite ho an'izay maka carton 💗
14.000ar ny rideau paire
400.000ar ny un carton de 30 paires

04/08/2026

Andao ary e 🥰14.000Ar foana ny 3m
Rideau importé semi lourd🥰
0385202037
0349336119

04/08/2026

Live rideau indray isika fa elaela tsy nihaona🥺❤️
Prix de gros foana na maka iray aza an😍
18h ny fotoana ary eh😘

29/07/2026

Rideau indray🥺14.000ar foana ny paire 3m🫶
2m10 ny hauteur ary 1m50 ny largeur isaky ny pièce

29/07/2026

Live kapakapa 10.000ar à 15 000ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Germiston?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Germiston